|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mikoky
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bara] mitsoka anjombona [1.78]

Teny iditra (2/3)4  mikoky
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 [Tanosy] manala baraka [1.78]

Teny iditra (3/3)7  mikoky
Fototeny  8 koky
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 [Antesaka] miantso [1.78]

Fivaditsoratra  11 kimoky, mikoky

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04