|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikoke |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsileo] miantso vonjy, miantso mafy, mitabataban'antso: Tsa mba handraena olo koa ny koke leha ny fe ro hazan'ny voae (Tsy mba olon-kafa intsony no andrasana iantso vonjy rehefa ny fen'ny tena no voarambin'ny voay)
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|