|
|
|
|

Teny iditra1 mikoka
Fototeny  2koka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miantso (fampiasa indrindra raha miantso omby any an' efitra). [1.1]
5miantso. [Bezanozano] [1.78]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 kimoka, 10 komaky, 11 mikoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12