|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikofoka |
| Fototeny | 2kofoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara.
5Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erỳ ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy. 6Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11mikofokofoka |
| Mpanahaka | 12 mikopokopoka, 13 mipelipelika, 14 mitsikorofoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|