|
|
|
|

Teny iditra1 mikizo
Fototeny  2kizo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tonga mahantra, fadiranovana.
5Mandeha indray maka dia lanin' ny andaniny daholo ny vaton' ny tena (lalao fanorona). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Finir par tomber dans la misère.
7n’avoir qu’un coup à jouer avant de perdre tous ses pions. [1.3#342]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  11 mikizo, 12 mikozy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12