|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mikinia
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bara] mandrahona, marisika [1.78]

Teny iditra (2/4)4  mikinia
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 [Antesaka+Bara] mikasa [1.78]
7 [Tanosy] mikasa, maniry [1.78]

Teny iditra (3/4)8  mikinia
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 [Bara] mikendry, mitady hamely [1.78]

Teny iditra (4/4)11  mikinia
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Tanosy] mialona [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04