|
|
|
|

Teny iditra1 mikimbato
Fototeny  2kimbato
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mikiry tsy mety miteny: Nanontaniana izy, nefa nikimbato tsy azo natao ahoana amin' ahoana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5S’obstiner à se taire. [1.3#331]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 mambotiky, 10 mikamboty, 11 mikimbato

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12