|
|
|
|

Teny iditra1 mikera
Fototeny  2kera
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misaratsaraka (fiteny indrindra amin' ny vary avala hangatsiatsiaka mba hitsi-drano ka ho henjankenjana). [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 Karemy, 9 marike, 10 meraky, 11 merika, 12 mikera, 13 mireka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12