|
|
|
|
Teny iditra
1
mikeokeoka
Fototeny
2
keokeoka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mamoaka feo amin' ny fikepokepohan' ny nify.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mikeokeoka
6
Ny lasa :
nikeokeoka
7
Ny hoavy :
hikeokeoka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12