|
|
|
|

Teny iditra1  mikenge
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala] manantena: Laha mañara-dalana tsy masaka ko sia, ko leha nama tsy kosa meñatsa (raha manaradalan-tsy masaka ho sia ary raha manantena naman-tsy mahatoky ho voafitaka) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04