|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikemo |
| Fototeny | 2kemo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mihafohy rehefa avy nihenjana, mionkina, mikainkona: Mikemo ny hozatra raha vao avy nodidiana.
5Sosotra, mandà tsy hanao: Nikemo ny anao lahy raha vao notenenin-drainy. 6Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny: Nikemo tamin' ny fanekena nataony Rakoto. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 komemy, 12 mikemo, 13 mikome |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|