|
|
|
|

Teny iditra1 mikehana
Fototeny  2kehana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mikohaka malemy misesisesy nefa tsy mahazo rehoka.
5Mikohaka kely ho toy ny fandrarana olona tsy hanao zavatra: Ndeha hiteny aho, nony inona nikehana kely i Dada; azoko ny tiany holazaina ka dia nipetraka indray aho.
6Miseho ho zavatra, mihambo: Loza raha hikehana iny tovolahy iny. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 mahenika, 11 mikehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12