|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikatsaoka |
| Fototeny | 2katsaoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamoaka feo toy ny feon-javatra mianjera ao anaty rano na feon' ny tongotra miala avy ao anaty rano na fotaka marihitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5résonner, se dit d'un corps tombant dans l'eau ou retiré de la boue.
[1.3#319] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 mikatsaoka, 10 mitsakoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|