|
|
|
|

Teny iditra1 mikatrokatroka
Fototeny  2katrokatroka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza feon-javatra samy mafy mifandona: Mikatrokatroka ny kitron-tsoavaly mandeha amin' ny vato. [1.1]
Ohatra  5 Toa voavetsovetsony amin' izany ny tsy fahaizany sy tsy fahalàlany, ny herin' ny vy mikatrokatroka raha miohatra amin' ny fanolanam-pary, ny angady sy ny sarety anànana. [2.470]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 mikatrokatroka, 10 mikotrakotraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12