|
|
|
|

Teny iditra1 mikatraoka
Fototeny  2katraoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miteraka feo mafy toa feo avy amin' ny tongo-tsoavaly mandeha amin' ny vato. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 akrômatika, 9 katramaoky, 10 mikatraoka, 11 mikorataka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12