|
|
|
|

Teny iditra1 mikasikasika
Fototeny  2kasikasika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Tandremo sao mikasikasika anay mavo ranjo an!... [2.4]
5 raha mbola misy mikasikasika ny taniny, hono, ianareo, dia hotoriny any amin' ny fitsarana. [2.472]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29