|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikaratsaka |
| Fototeny | 2karatsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamoaka feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka ao anaty hazo ao rahalina.
5Mamoaka feo mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka, mikaraoka: Mikaratsaka ny ravinkazo maina raha voahitsaka. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 karamatsaky, 10 mikaratsaka, 11 mitsakaraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|