|
|
|
|

Teny iditra1 mikarainkona
Fototeny  2karainkona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihorona sy mikainkona: Mikarainkona ny volondoha raha azon' ny afo. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Mpanahaka  8 mikainkona, 9 miketrona, 10 mionkina, 11 mivonkina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31