|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mikapakapa
Fototeny  2kapakapa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4entailler. [Tanala] [1.6]
Ohatra  5 Ny feon' ireo antsin' ny mpanao kitay sisa heno mikapakapa mamaky ireo hazo maina sisa tavela. [2.445#]

Teny iditra (2/2)6 mikapakapa
Fototeny  7kapakapa
Sokajin-teny  8 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  9laper bruyamment (un animal). [Tanala] [1.6]

Fivaditsoratra  10 mikapakapa, 11 mipakapaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12