|
|
|
|
Teny iditra
1
mikaonkaona
Fototeny
2
kaon
ka
ona
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Manao feo mikaikaika toy ny fanaon' ny alika kely.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mikaonkaona
6
Ny lasa :
nikaonkaona
7
Ny hoavy :
hikaonkaona
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12