|
|
|
|

Teny iditra1 mikaona
Fototeny  2kaona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miray ny lohany, ny tendrony: Nikaona ny basin' ny miaramila.
5Miady, miady rafitra, tsy misy elanelany fa mipaka tsara: Tsy mikaona tsara ny rafitr' ity varavarana ity.
6Midona, mipoka, mipaika, mikatroka: Marary ny lohako fa nikaona tamin' ny rindrina.
7Mifanaraka, mifanara-tsaina, miray hevitra: Mikaona amin' ny zavatra maro izy roa lahy ireo.. [1.1]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  11mikaon-doha

Fivaditsoratra  12 kamoina, 13 manaoky, 14 manioka, 15 mañoaky, 16 mianoka, 17 mikaona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08