|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikaka |
| Fototeny | 2kaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4misokatra, midanadana, midananaka, mivoha be.
[Tanala]
[1.78] 5misy kakany: Efa mikaka ny latabatra ka tsy mihilangilana intsony.. 6Manome fanontaniana sarotra loatra amin' ny fanadinana ka manao izay tsy hahafahan' ilay adinina: Mikaka mpianatra. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|