|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mijoretra |
| Fototeny | 2joretra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa mijoretra hatry ny omaly.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8manjoretra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|