|
|
|
|

Teny iditra1 mijokajoka
Fototeny  2jokajoka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsara bika maradona (fiteny amin' ny lehilahy sy ny hazo maniry). [1.1]

Fivaditsoratra  5 mijakojako, 6 mijokajoka, 7 mikojakojà, mikojakoja

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03