|
|
|
|

Teny iditra1 mijojo
Fototeny  2jojo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandeha mizotra tsara misononoka: Mijojo erỳ izany fandehan' ity milina ity izany.
5Latsaka moramora, mikararana (orana): Nijojo ny orana hatramin' ny roa ka hatramin' ny telo. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12