|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mijodaña |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3miboridana: Leha tsa hitoetse fa ho gege hijodaña diakoa ioio dia nane gege hatañampon-drenene (Raha ho adala hiboridana tahak'io ihany dia aleo adala hatrany ankibo.
[Betsileo]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 4 mijadona, mijadòna, 5 mijodaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|