|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mijininìka |
| Fototeny | 2jininika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandeha mikoriana mitete tsy misy fiatoana: Mijininika ny ra tamin' ny ratrany ha nentina haingana nankany amin' ny hopitaly izy.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|