|
|
|
|

Teny iditra1  mijèjè
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] mivezivezy, miriorio: Aza mijèjè amin-karoña fa ny tain'aombe ambala (Aza mivezivezy amin-tsobika fa oa ampahitra betsaka ny tain'omby) [1.78]
Tovy hevitra  4 mijenjena

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04