|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihorifika |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mientan-dratsy, miontana, manaitra: Nihorifika i say nahita ny fivotrin'ny tentele mereke andro (Nientan-dratsy izy nony nahita ny fitangoronan'ny tantely merikandro).
[Betsileo]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|