|
|
|
|
Teny iditra
1
mihoriaka
Fototeny
2
horiaka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mihovotrovotra noho ny tahotra.
5
Mihidihidy vazana noho ny rikoriko.
[
1.1
]
Haiendriteny
6
Ny ankehitriny :
mihoriaka
7
Ny lasa :
nihoriaka
8
Ny hoavy :
hihoriaka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12