|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihono |
| Fototeny | 2hono |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamerina honohono, mitantara zavatra tsy natrehina fa araka ny filazan' olona fotsiny: Tsy maintsy Rasoa indray no nihono taty.
5Tsy mahalala raha tsy avy amin' ny filazan' ny olona: Nahahenoheno momba ny fikasan' ise aho, Rakoto. 6-- Saika hiresaka aminao indrindra aho, ry dada, fa ianao indray ve no avala hihono?. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10manao tompon-trano mihono |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|