|
|
|
|

Teny iditra1 mihonèneke
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3mitrona, mitaraindraina: Leha ny marare ro mihonèneka ko mihebehebe ny añ'an-draño (Raha ny marary no mitaraindraina dia ny iray trano no mipararetra). [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12