|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihondratra |
| Fototeny | 2hondratra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miontana, taitra: Nihondratra ny fony nahita anjanany nianjera.
5Mangovitry ny tahotra. 6Mirongatra, mirofotra: Efa mihondratra ny bonibonin' i Naivo kely. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|