|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihobankobana |
| Fototeny | 2hobankobana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mibontsina (toy ny taratasy midity tsy mipetaka tsara fa mivohitra misy elanelany amin' ilay zavatra ipetahany); misy takobany: Mihobankobana ity petadrindrina ity izany.
5Malalaka tsy manara-batana na mifinjifinjy (akanjo): Narary angaha Rakoto no dia nihanahia ohatra an' iny; efa hita mihobankobana erỳ ny akanjony. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|