|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihivingivin-doha |
| Singan-teny | 2mihivingivina, 3loha |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manetsiketsika ny loha miankavia miankavanana, manambara tsy fitiavana, faharikorikoana, na fahakiviana.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|