|
|
|
|

Teny iditra1 miherika
Fototeny  2herika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitodika any ivoho, na any an-kavanana na any an-kavia: Niherika izy no nahapotraka aza.
5Mijery izay any aoriana ka atodika any ny loha: Niherika azy no nahatafintohina ahy.
6Miraharaha, misahana, mikarakara: Aza miherika asa hafa afatsy ny anao. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11tsy tia hiherika
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 miherika, 14 mirehaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02