|
|
|
|

Teny iditra1 mihenjy
Fototeny  2henjy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandehandeha etsỳ sy eroa tsy dia misy antony loatra: Nankaiza Isambilo zanakao? -- Lasa nihenjy any an-tsaha any izy.
5Mitety na manenjika lanonana sy korana samihafa eny rehetra eny: Zazavavy jefy mihenjy dihy eran' ny tanàna. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12