|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihempahempa |
| Fototeny | 2hempahempa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miemponempona mafy noho ny harerahana, hanoanana, hasemporana na tahotra.
5Mikepakepaka (ny molotry ny banga): Mihempahempany molotr' io antidahy io. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|