|
|
|
|

Teny iditra1 mihejaheja
Fototeny  2hejaheja
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitsaikontsaikona, miketsoketso fandeha sady toa mampiseho fahaizana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to trot along.
6See eja. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12