|
|
|
|
Teny iditra
1
mihefakefaka
Fototeny
2
hefa
ke
faka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Miala na miendaka amin' ny ilany iray.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mihefakefaka
6
Ny lasa :
nihefakefaka
7
Ny hoavy :
hihefakefaka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12