|
|
|
|
Teny iditra
1
mihavihavy
Fototeny
2
havi
ha
vy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mihantona eny anebanebany, mihevaheva.
5
Very hevitra, sanganehana.
[
1.1
]
Haiendriteny
6
Ny ankehitriny :
mihavihavy
7
Ny lasa :
nihavihavy
8
Ny hoavy :
hihavihavy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12