|
|
|
|

Teny iditra1 mihavatravatra
Fototeny  2havatravatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitsikofokofoka, mitrifantrifana: Mihavatravatra ohatra ny olona mararin-javatra ity tovolahy ity. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Mpanahaka  9 mihoalahoala, 10 mikofokofoka, 11 mitsipatsipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31