|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihatsaka |
| Fototeny | 2hatsaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Afaka ny ambinambiny miromborombo: Mbola vao teny an-tsena, dia nanaovan' i Bozy sahady ny satrony tsy mbola nihatsaka akory.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 mahatsika, 6 mihatsaka, 7 mikatsaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|