|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihaotraotra |
| Fototeny | 2haotraotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mikaoka ny hoditra amin' ny hohon-tanana mba hanala hidihidy: Mihaotraotra loha.
5Mitsontsona biby mba hanambatambazana azy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9mihaotra |
| Kamban-teny rehetra | 10mihaotraotra foana |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|