|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mihamina
Fototeny  2hamina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihamina erỳ izy eny ambony filanjana.
5(zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10mihaminkamina

Teny iditra (2/2)11 mihamìna
Fototeny  12hamina
Sokajin-teny  13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihamina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tovy hevitra  14mihaminkamìna

Fivaditsoratra  15 mamihìna, mamihina, 16 mihamina, mihamìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05