|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihalontralona |
| Fototeny | 2halontralona |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamirapiratra sady mivalombalona toa onjan-drano: Mahafinaritra ahy ity lamba ity fa toa mihalontralona izany amin' ny alina.
5Mamiratra mipendrampendrana: Mihalontralona ny kintana eny ana habakabaka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6bright, glittering, clear.
7Used of gold, silver, etc.. [1.2] |
| Fivaditsoratra | 8 mihalontralona, 9 miholantrolana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|