|
|
|
|

Teny iditra1 migoraraika
Fototeny  2goraraika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Andrenesana feo avy amin' ny fandehandehanan' ny rivotra na ranon-javatra any amin' ny lalan-kanina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to roll as wind in the stomach. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Voambolana  9 Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12