|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 migorabaka |
| Fototeny | 2gorabaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Loaka makadiry: Nigorabaka ny fefiloha ka vorio ny fokonolona.
5Milentika, mitsoropaka: Nigorabakatao anaty fotaka mandrevo ny tongotro. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|