|
|
|
|

Teny iditra1 migaina
Fototeny  2gaina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany.
5Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy.
6Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Tovy hevitra  10migaingaina

Fivaditsoratra  11 miainga, miaingà, 12 migaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05