|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 migaina |
| Fototeny | 2gaina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany.
5Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy. 6Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10migaingaina |
| Fivaditsoratra | 11 miaingà, miainga, 12 migaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|